|
|
|
|

Teny iditra1  arahaba nahazo ny rariny
Singan-teny  2 arahaba, 3 mahazo, 4 rary
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 teny fiarahabana teo amin' ny Ntaolo raha nisy naharesy an' ady amin' ny fitsarana. [1.1]
Voambolana  7  Teny fanajana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12